"… Tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao" Apokalipsy 3/11
- Ny Sampana Dorkasy dia faly manolotra fankasitrahana hoan'ireo rehetra izay nitondra am-bavaka sy ireo nanotrona azy nandritry ny fanantontosana ny rindrankira antsehatra ho fiderana an'Andriamanitra ny Alahady 30 may 2010 lasa teo tao amin'ny fiango... Lire la suite ...