Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra. Marka 16/15
Izany no baiko nomena an'ireo Tanora mpiantafika ao amin'ny SAMPANA TANORA KRISTIANINA (miisa 129 teo ho eo), nanainga ny 28 aprily 2010, tany amin'ny faritra Ankazobe: Tsiafakarivo sy ny manodidina: Antanetibe, Betsitaisana, Beravina, R... Lire la suite ...
Marihina fa eo am-patsarana ny tranokala ny fiangonana, ka mbola maro ny zavatra tsy tomombana ka mialatsiny mialoha.
Lire la suite ...