Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra. Marka 16/15
Izany no baiko nomena an'ireo Tanora mpiantafika ao amin'ny SAMPANA TANORA KRISTIANINA (miisa 129 teo ho eo), nanainga ny 28 aprily 2010, tany amin'ny faritra Ankazobe: Tsiafakarivo sy ny manodidina: Antanetibe, Betsitaisana, Beravina, R... Lire la suite ...
Le Club de Langues est fondé sur trois versets principaux :
« Je t’instruirai et te montrerai la voie que tu dois suivre ; Je te conseillerai, j’aurai le regard sur toi. » Psaume 32 :8
Toute intelligence trouve sa source en Dieu et il est de sa volonté de pourvoir ses enfants du savoir et de la connaissance, dont les langues étrangères. Les enseignants ne s... Lire la suite ...
Face aux situations actuelles dans lesquelles vit le monde, surtout les jeunes, nous pouvons dire que la connaissance ainsi que la mise en pratique de l’amour de Dieu par les gens sont insuffisantes. Cela ne fait que confirmer ce que dit la Bible : « La sémence est abondante, mais les ouvriers sont peu nombreux. » Nous constatons que les jeunes ont beaucoup d’énergie et de potentiel ... Lire la suite ...
Marihina fa eo am-patsarana ny tranokala ny fiangonana, ka mbola maro ny zavatra tsy tomombana ka mialatsiny mialoha.
Lire la suite ...FANOMANANA : fidinana voalohana 20-21 Febroary 2010
IREO EKIPA NIDINA TANY AN-TOERANA :
- Ny mpitandrina
- Ny ekipa komity teknika ny rodorodom-pitoriana
- Ny solotenan’ny ekipa ao amin’ny STK
Ny zavatra natao tamin’io fotoana io :
Ny alahady 21 Martsa 2010 maraina dia nisy ny fivarotana boky teny vahiny sy tratrika misy lohahevitra ... Lire la suite ...