FJKM AMBOHIPO
Mitsangana, mihazava, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao. Isaia 60/1
05/09/2010
Archives

Vous parcourez actuellement les archives du blog ZOARA FANANTENANA pour mai 2010.

Dorkasy Mitory an-kira

"… Tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao" Apokalipsy 3/11

- Ny Sampana Dorkasy dia faly manolotra fankasitrahana hoan'ireo rehetra izay nitondra am-bavaka sy ireo nanotrona azy nandritry ny fanantontosana ny rindrankira antsehatra ho fiderana an'Andriamanitra ny Alahady 30 may 2010 lasa teo tao amin'ny fiango... Lire la suite ...