Dia ity indray no hira izay hoentitsika hanentanana ny rodorodom-pitoriana izay atao any Mahajanga.
Fidirana sy fiverenana :
Ô Majunga, Allô anao hivavaka e
Ô allô ma, fa Jesô tsy mañavaka e
Atsika jiaby, samby tiany ho sambatra e
Andao basy e, hifankatia, hitambatra e
Raiso Jesô, fa izy fiain...
Lire la suite ...