2. février, 2013Fiainam-panahy, slider-home Commentaires fermés sur Mitsangana, mihazava
article-image

Isaia 60: 1-3 : Mitsangana, mihazavà fa tonga ny fahazavanao, iraka niantsoan’ny Tompo antsika Kristiana rehetra ny ho fiolazantsara velona, hitondra fahazavana eo anivon’ny fiarahamonina, ny firenena ary manerana izao tontolo izao. Tsy misy mitondra jiro ka manarona azy ao amin’ny maizina