21. avril, 2013Non classé Commentaires fermés sur Akon’ny fankalazana faha 150 taona
article-image

Sarimihetsika Magdalena

Tokony ho tamin’ny 5 ora hariva mahery no nandefasana ny sarimihetsika Magdalena teto amin’ny fiangonana ho tohin’ny fankalazana ny faha 150 taona. Tsy omby ny fiangonana raha jerena ny sary eto ambany.